Izaho manirery

Archives de février 22nd, 2011

youpi! vita ny taratasiko!

Publié par   : Toky le  : février 22, 2011

koriaby! lol. Bon , misy maromaro zany ianareo no nanontany ahy hoe maty ve hono izaho fa tsy nanoratra teto intsony. AAA ka! velona be, ary toa velona be loatra ndray aza. Tsara ny vaovao satria dia vita soa aman-tsara ihany ny taratasiko na dia somary nananosarotra ihany aza. Mila vaniny ny préfécture @ izao [...]


Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.