Publié par : Toky le : février 22, 2011
koriaby! lol.
Bon , misy maromaro zany ianareo no nanontany ahy hoe maty ve hono izaho fa tsy nanoratra teto intsony. AAA ka! velona be, ary toa velona be loatra ndray aza.
Tsara ny vaovao satria dia vita soa aman-tsara ihany ny taratasiko na dia somary nananosarotra ihany aza.
Mila vaniny ny préfécture @ izao fotoana izao, nila pièce justificatives be dia be ry zareo, asia foronina daholo ity atsanga tsy aman’orana rehetra ity, miandry adiny 3 ianao vao voaray (enfin, c’est une histoire de queue mais pour le coup, j’ai pas aimé!). Fa na izany aza anefa dia nitondra vokan-tsoa izany. Isaorako ny vady malalako izany satria raha tsy teo izy, tsy hilamina toy izao izaho.
Raha fintinina @ teny tsotsotra ny nataonay dia izao: nanao PACS izahay aloha, dia nanangona preuves de vie communes be dia be (mila preuve iray isam-bolana farafaharatsiny), avy eo dia mametraka dossier any @ préfécture rehefa 1 taona après ny pacs.
Ny mampiaiky dia mila mandoa hetra ny olona vao mahazo taratasy!!! nandoa 70 euros izaho @ taxe de chancellerie ary 340 euros ho an’ny office de l’immigration! Vidiana lafo le te hijanona aty lol.
Dia lasa mitady asa @ izay zany izao no atao. Enga anie ka hahita @ ity contexte economique mbola tsy milamina ity.
Dia misaotra anao namaky hatrany e.
février 22, 2011 à 5:06
Faly be e! dommage tsy manoratra “poésies” tsony enao! lol! je t’ai ajouté à mes blogs préférés dans http://sipa-gasy.blogg.org