Izaho manirery

Articles Tagués ‘manirery

Izaho manirery!

Publié par   : Toky le  : mai 25, 2009

Miarahaba anao mamaky. Antenaiko fa mandeha tsara tsy dia be olana ny fiainanareo mamaky ahy. NY ahy indray dia toa fiainana tsizarizary izany no iainako, fiainana mankarary andoha, mila ahalasa adala indraindray, fiainana mankaleo, mahate-hamono tena… nefa toa fiainana misy maminy ihany koa anefa. Mavesatra ny fo, te hiresaka sy te hitafatafa, nefa hiresaka amin’iza? [...]


Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.