Publié par : Toky le : mai 26, 2009
Bon, mety tsy fantatrareo angamba ny fisian’ity site ity: www.cam4.com. Io izany dia site natao hijerevana webcam. Misy olona miboridana ao, na lahy na vavy, na hetero na homo… dia afaka miresaka amin-dry zareo ianao. Tsy andoavam-bola io site io. Izaho izany rehefa tsisy atao ato an-trano dia mankao @ io site io manala azy. [...]