Izaho manirery

Articles Tagués ‘rafozana

Rafozan-dahy…

Publié par   : Toky le  : mai 29, 2009

Ankehitriny dia mandalo ato antranonay ny “rafozan-dahiko”.  Antsoiko  hoe rafozan-dahy izy na dia tsy “mpivady” normal aza izahay sy i Christian (satria ny lahy sy lahy tsy mbola mahazo manambady aty). Mifankahazo tsara izahay mianaka na dia tsy dia mifampiresaka firy aza. Izy moa mazana vao hitanay satria mipetraka any @ province any. Tsy dia [...]

Tags :

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.